Entry ndre
Part of speech interjection [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy: Ndre! mahafinaritra izany ety an-tampon-kavoana! / Ndre! manaintaina ny ratrako izany [1.1]
Other spellings 

Entry ndre
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Tanala] Na dia, nefa: Ho avy añy mandy aho ndre tsy ao ijy (ho tonga any ihany aho na dia tsy ao izy) [1.78]
  [Tanosy] Na dia...aza [1.78]
Explanations in English A provincial word for na [1.2]

Updated on 2020/07/31