Entry nangy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fivontosana -- izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy -- eo amin' ny faritra ambanin' ny sofina: Mavesabesatra izany no fijery ny olona be nangy
Ny faritra eo anelanelan' ny takolaka sy ny ravintsofina ambany: Nisy bibikely nanaikitra azy teo amin' ny nanginy. [1.1]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : nangy, nangiko, nanginao, nanginy, nangintsika, nanginay, nanginareo, nangin', nangin-, nangim-
Compound words 
Other spellings 

Entry nangy
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] A provincial word for lasiray [1.2]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31