Entry nahy
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Atao an-tsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy ~ Aza fady raha voahitsako ianao, fa tsy nahiko velively [1.1]
Explanations in English Done on purpose [1.7]
Explanations in French Fait exprès [1.8]
 Fait à dessein, prémédité [1.5]
Morphology 
Present : nahy, nahiko, nahinao, nahiny, nahintsika, nahinay, nahinareo, nahin', nahin-, nahim-
Past : nahy, nahiko, nahinao, nahiny, nahintsika, nahinay, nahinareo, nahin', nahin-, nahim-
Future : ho nahy, ho nahiko, ho nahinao, ho nahiny, ho nahintsika, ho nahinay, ho nahinareo, ho nahin', ho nahin-, ho nahim-
Compound words 
Phytonyms 

Entry nahy
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] The spirit of the living. Compare fanahy [Comp. Swa. Nafsi.] [1.2]

Anagrams 

Updated on 2023/08/17