Entry nahoana
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? [1.1]
Explanations in English See ahoana [1.2]
 Why? [1.7]
Explanations in French Pourquoi? [1.8]
Examples 
1Nahoana izany no tsy tonga aty amintsika ? [2.470]
2Nahoana ianao no mandositra ahy ? [2.471]
3Valo andro ny ahy no tapaka, hoy izy, ka nahoana no ireto ihany no omenao ahy ? [2.472]
Analogs  ahoana

Anagrams 

Updated on 2020/07/31