|
|
|
|

Entry1  mpitrongy vao homana
Elementary words  2  mpitrongy, vao, homana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ireo olona fadiranovana
Olona miofy akondro vava
Examples  5  [2.470] Kamboty ray aho, mahantra, mpitrongy vao homana

Updated on 2025/02/07