| Entry | 1 mpirenireny |
| Root | 2 renireny |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 le vagabond
[1.3#525] |
| Examples |
5 Ka dia ho tonga mpirenireny any amin' ny jentilisa izy
[2.996#35.9.17]
6 Ny jiolahin-tsambo dia olona mpirenireny, nitety ranomasina [2.366#19] 7 Matetika dia tsy navela nalevina ny fatin' ny Maritiora fa navela hohanin' ny alika mpirenireny [2.508#517] |
| Updated on 2025/10/25 |
|