Entry mpijirika (jirika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mpanao irakely, mpamadi-barotra [1.13]
Explanations in French Intermédiaire commercial [1.13]
Examples 
1Ny mpijirika andevo sy ny mpandranto vahiny indray no nitombo hery. [2.508]
2Tsy mba tafika ara-dalana anie no namely anay fa jiolahy mpijirika olona e! [2.643]
Proverbs 

Updated on 2023/09/08