Entry mpifady (fady)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Celui qui s'abstient [1.3]
Examples Eo am-pisakafoana indray, dia tsaroako ihany koa izy, fa izy no mpisotro ny anjara divaiko: na dia tsy isan'ny mpikambana amin'ny mpifady zava-pisotro mahamamo aza mantsy aho dia tsy nanendry toaka na divay. [2.1011]

Updated on 2023/02/18