Entry mpiavy (avy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy olona nandao ny tany fiaviany ka miorim-ponenana eo amin'ny tany iray nofidiny [SLP 1986]
Explanations in French immigrant [SLP 1986]
 immigrants, nouveaux-venus [Rajaonarimanana 1995]
Quotes 

Updated on 2020/07/31