Entry | 1 mpiasabe |
Root | 2 asa, be |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika |
Explanations in English |
5 [1.2] a steady-going person. |
Examples |
6 Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany. [2.470] 7 Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [2.499] |
Analogs | 8 rainazy, andrainazy, jomo, jomoka, mongena, monge-mahalatsaka, malemy tsy azo, malemy maozatra, jinjinina, morabe, morainy, tsy sarotiny, mihako, konetaka, bonaika, be tsy miteny, olom-bodo, olombe, olon-kova, olon-kovabe, joko tsoriaka, manaiky lembenana, manaiky lempona, manaraka efa, entina amin' ny sangany, kofehy manarapanjaitra, malemy paika, malemy an-dranombary, manara-drenirano, manara-driandrano, manaraka ambokony |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mpiasabe |
Updated on 2020/07/31 |