| Entry | 1 mpiasabe |
| Elementary words | 2 mpiasa, 3 be |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Olona tsotra, morainy, tsy be teny ary tsy mahery fihetsika
[1.1] |
| Explanations in English |
6 a steady-going person.
[1.2] |
| Examples |
7 Niova ho mpiasabe tsy mahay sangisangy ny iray tamin' izy ireo namoaka izany teny izany.
[2.470]
8 Tsy ampy ariary folo akory no laniko dia voavidiko na dia ny mpiasabe toa azy mianaka irery aza! [2.499] |
| Analogs | 9 andrainazy, 10 betsymiteny, 11 bonaika, 12 entinaaminnysangany, 13 jinjinina, 14 jokotsoriaka, 15 jomo, 16 jomoka, 17 kofehymanarapanjaitra, 18 konetaka, 19 malemyandranombary, 20 malemymaozatra, 21 malemypaika, 22 malemytsyazo, 23 manaikylembenana, 24 manaikylempona, 25 manaradrenirano, 26 manaradriandrano, 27 manarakaambokony, 28 manarakaefa, 29 mihako, 30 mongemahalatsaka, 31 mongena, 32 morabe, 33 morainy, 34 olombodo, 35 olombe, 36 olonkova, 37 olonkovabe, 38 rainazy, 39 tsysarotiny |
| Proverbs | 40 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/12/08 |
|