Entry mpiaotra (aotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Olona roa (lehilahy roa na vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy) izay vadin' ny olona roa iray tampo, na olona iray tampo amin' ny vadin' ny olona roa [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Quotes 

2009/02/23