Entry mpianakavibe (anaka, avy, be)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [1.1]
Examples Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [2.470]

Updated on 2020/07/31