Entry mpianakavibe (anaka, avy, be)
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza ny fianakaviana miitatra hatrany amin' ny foko [Rajemisa 1985]
Examples Izaroa niarahan' ny mpianakavibe nanolotra, noho ny fahasoavany angaha, nanaovany voady manokana ka notanterahany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 18]

2013/05/30