Entry | 1 mpiambina |
Root | 2 ambina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona atokana hiambina, izany hoe manao andry maso, miaro tsy ho simba ary mitandrina amin' ny fahavalo |
Explanations in English |
5 [1.2] a guard. 6 [1.7] a watchman |
Explanations in French |
7 [1.8] gardien |
Examples |
8 Nefa noperan'ilay mpiambina tamin'ny baiko tsy niteny. [2.895#] |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mpiambina |
Updated on 2024/06/10 |