|
|
|
|

Entry1  mpanova
Root  2  ova
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fanapahana na fanohizana olika ara-aratra
Explanations in French  5  [1.13] commutateur
Examples  6  Ny antony faharoa nahombiazan' ny vahiny mpanova zavatra, dia satria tsy tonga nampihatra amboletra ny zavatra nentiny izy fa nanao teny ierana tamin' ny Mpanjaka [2.366#]
Vocabulary  7  Physics
Compound words 

Updated on 2023/09/08