Entry mpanjenjena (zenjena)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
 Olona mandehandeha foana tsy manana anton-dia, mirenireny tsy misy fotony. Olom-poana mizedazeda, hoy ny tavaratra. [2.643]
Explanations in French Celui qui va çà et là [1.3]
Examples 
1ho mpanjenjena sy mpirenireny eny ambonin' ny tany ianao. [2.996]
2Ny olona mpanjenjena sy mpiriorio dia tsy eken' ny Fanjakana, hoy ihany ireo. [2.643]
Synonyms mpijenjena

Updated on 2023/01/20