Entry | 1 mpangoron-karena |
Part of speech | 2 locution |
Vocabulary |
3 Economy: finances, management |
Explanations in Malagasy | 4 tompon'ny renivola sy ny fitaovam-pamokarana ary tsy mandray anjara amin'ny asa nefa mahazo ny tombontsoa betsaka indrindra [1.13] |
Explanations in French | 5 capitaliste 6 mpangoron-karena teratany: capitalistes nationaux [1.13] |
Updated on 2020/07/31 |