Entry mpanefy (tefy)
Part of speech noun
Malagasy definition Mpanamboatra ny metaly rehetra -- indrindra ny vy -- mba hahatonga azy ireo ho antsy, famaky, angady, ka ny asany amin' izany dia ny mandrendrika sy manome bika azy [Rajemisa 1985]
English definition a blacksmith; any metalworker, including a silversmith, etc. [Hallanger 1973]
French definition forgeron; celui qui travaille un métal quelconque [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Quotes 

Updated on 2011/10/28