Entry | 1 mpandraharaha |
Root | 2 raharaha |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in French |
4 [1.13] personnel administratif |
Examples |
5 tamin' ny fanjakana malagasy kosa dia toa mpandraharaha momba ny miaramila ny Tsatsimenitra. [2.643] 6 Ery amin' ny farany atsinanana indray dia ahatazanana latabatra ping-pong sy ny biraon'ny mpandraharaha. [2.356] 7 Ireo fepetra ireo dia tsy ampiharina amin' ny mpandraharaha mitandro ny filaminam^bahoaka voalazan' ny andininy faha-45 etsy ambony. [2.114] 8 Ary fantatra fa notsikerain' ny mpandraharaha amin' ny sehatra tsy miankina matetika ny tsy fanajana an' izany fitsipika demokratika izany. [4.27] |
Updated on 2023/01/20 |