Entry mpanazatra (zatra)
Part of speech noun
Malagasy definition Olona manomana ny mpanao spaoro amin' ny alalan' ny fanorotoroana sy ny fampiasana matetika, mba ho tonga amin' ny fari-pahatanjahana sy fahakingana kendrena hotratrarina [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31