Entry mpanan-karena
Elementary words mpanana ; harena
Part of speech noun
Explanations in French Un richard [1.5]
Examples 
1raha indraindray eny ho eny misy mahantra mba mitady hamely mpanankarena, matetika tsy mahavoa. [2.472]
2Ny mpanankarena tamin' ny mpanakalo vola dia nandra. [1.38]
3Tsy maty ao an-tsainy tokoa ilay mpanankarena nisaoram-bady avy ery an-dafy andrefana. [2.470]
Morphology 
Simple : mpanankarena, mpanankaren', mpanankaren-, mpanankarem-, mpanankare-
Proverbs 

Updated on 2023/05/23