|
|
|
|

Entry1  mpanangona
Root  2  angona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] mpamory
Explanations in French  5  [1.13] collecteur
Examples  6  Toy izany koa ny fahamarinana, fa ny tain' omby voavadika aza tsy misy mpanangona. [2.285]
7  Mpanangona ho an' ny mpanangom-bokatra no anton-draharahany ankoatra ny asa an-tsaha; [2.470]
8  Io ilay Rabery sady mpivarotr' enta-madinika no mpanangona ny vokatry ny tany no mpaka sary tao Farafangana. [2.499]
Compound words 

Anagrams  10  anampongan, mpanangona, mpanongana, nampangona, nanamponga

Updated on 2023/09/08