Entry | 1 mpanambara |
Root | 2 ambara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 izay milaza amin'ny fomba ôfisialy [1.13] |
Explanations in French |
5 révélateur [1.3#26] 6 déclarant [1.13] |
Examples |
7 aoka hitsangana ankehitriny ireo mpamantatra ny lanitra sy mpandinika ny kintana ireo hamonjy anao, dia ireo mpanambara isaky ny tsinam-bolana izay zavatra ho tonga aminao. [2.996#] |
Updated on 2023/05/14 |