Entry mpanalalana (alalana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mpanelanelana, olona natao ho solontena mitondra teny raha misy zavatra angatahina, na elanelam-panahy hampihavana raha misy zavatra ifanolanan' olona roa tonta [1.1]
Explanations in French Messager, intermédiaire, entremetteur, médiateur, intercesseur, parlementaire [1.3]

Updated on 2023/01/05