Entry mpanajary (hajary)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French Celui qui arrange, qui raccommode, qui met l’entente [1.3]
Examples ary tsy misy mahay mifanasoa tahaka ny mpihavana tsy akory, fa tantanam-by, tsofa vy: havana mpanajary havana. [2.436]

Entry mpañajary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Mpanamasina ody, mpimasy, ombiasy: Misarebasarebake tsy ho mpañajary ka mamadika andro hanak'olo (miedinedina tsy ombiasy ka ratsy fanandro zanak'olona) [1.78]

Updated on 2023/02/14