Entry mpanabe (be)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay [1.1]
Explanations in French éducateur, éducatrice [1.5]
Hyponyms Hafatry ny mpanabe (Ratrema William)

Updated on 2023/09/08