|
|
|
|

Entry1  mpampandroso
Root  2  roso
Part of speech  3  noun
Examples  4  Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana. [2.472]
5  Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso. [2.470]
Morphology 
6  Simple :

Updated on 2023/01/20