Entry mpampakatra (akatra)
Part of speech noun
Malagasy definition Teny enti-milaza an-dRalehilahy mpampaka-bady, izany hoe mampiditra ara-dalàna vehivavy ho vady an-trano [Rajemisa 1985]
English translation a bridegroom [Hallanger 1973]
French translation le marié [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31