|
|
|
|

Entry1  mpamonjy (vonjy)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo 4  Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany [1.1]

Updated on 2023/01/20