Entry mpamonjy (vonjy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Olona izay manavotra amin' ny loza nahazo
Entin' ny Kristianina hilazana an' i Kristy nanavotra ny olombelona tamin' ny fahotana sy ny afobe tamin' ny nahatongavany tety an-tany sy ny nahafatesany [1.1]

Updated on 2023/01/20