|
|
|
|

Entry1  mpaminany
Root  2  vinany
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Olona mahalala mialoha ny zavatra ho avy
Explanations in English  5  [1.7] a prophet
Explanations in French  6  [1.8] prophète
Examples  7  Zovy no hatoro fa olo-mpandinika ny fiainana, sy mpaminany hevitra, ary mpamantatra olona Ramalagasy? [2.298#]
Vocabulary  8  Religions, Beliefs
Titles  9  Hafatry ny Mpaminany (Doriguzzi A.)
Proverbs  10  Proverbs containing the word mpaminany
Article  11  Randzavola: mpaminany ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12  mpaminany, mpanimina, mpinamany

Updated on 2023/01/20