Entry mpamerindrà (verina, ra)
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Analogues  mpanelirà

2009/02/23