Entry motiny (moty)
Part of speech noun moty and pronoun
Explanations in Malagasy Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy
Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [1.1]
Synonyms moty

Anagrams 

Updated on 2020/07/31