Entry mosavinkena
Elementary words mosavy ; hena
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Organa toy ny fonon' ireo fantsona madinika maro ikorianan' ny ra fotsy eran' ny tena ka mihazona ireo bibikelin' aretina ary miady aminy. (Ny misy ny mosavinkena dia eny antenatenan' ireny fantsona ireny, indrindra eo amin' ny manandrify ny famavany sy ny fileferana: leferan-dranjo, tata, helika, vozona) [1.1]
Explanations in English [ mosavin-kena ] A kernel in beef [1.2]
Explanations in French [ mosavin-kena ] Glande des boeufs [1.3]
 Il est curieux de constater qu'on appelle mosavinkena (« sortilège de la viande »), certaines glandes endocrines des animaux qu'on pense pouvoir provoquer des désordres physiologiques, notamment le pancréas, les glandes surrénales et le thymus. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/05/20