Entry mosary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] hanoanana [1.78]
 Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona [1.1]
Explanations in English Famine [1.7]
Explanations in French Famine, disette [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] Faim, famine [1.405]
Examples 
1Hijanona eo moa, ho fati-mosary; [2.588]
2Hany ka tsy namely mafy Ioatra ny mosary. [1.436]
Derivatives 
Compound words 
Analogs  kere
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11