Entry mosarena (mosary)
Part of speech adjective
Malagasy definition [ mosareña ] [Tanala] noana, ianjadian'ny tsy fisian'ny hanin-ko hanina: Alaña mangady ovy ala (Bodoa) laha mosareña anareo (ndeha mihady ovy ala raha noana hianareo) [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] noana [Rakotosaona 1975]
 Tratra, voan' ny mosary; tsy manan-kohanina: Ny mafy indrindra, hoy ny ntaolo, dia ny rovi-damba ririnina, ny mosarem-pahavaratra [Rajemisa 1985]
English translation hungry, starved [Hallanger 1973]
French translation affamé, en proie à la famine [Hallanger 1974]
Quotes 

Updated on 2020/07/31