Entry mosara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tapa-damba kely atao fanisinan-delo, famaohana hatsembohana na ranomaso. [1.1]
Explanations in English A handkerchief [1.7]
Explanations in French Mouchoir [1.8]
Examples 
1Eny àry, ry ise, hoy izy namafa mosara ny masony vonto ranon' ny fihomehezana. [2.4]
2Nomen' I feno zavatra kely mba nentiny ho ahy aho : fehin-kibo, kasikety, mosara. [2.472]
Vocabulary 
Compound words 
Origin French: mouchoir.

Anagrams 

Updated on 2023/07/31