Entry moroaña
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Manahy, miahiahy, manahihahy: Manao olo ko tsy maroaña ko sy ataon'olo ka abo ro aheona (Manao olona tsy manahy ka nony ataon'olona ka izaho no atao toy izao) [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31