|
|
|
|

Entry1  moraina (mora)
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Malemy fanahy, morabe, tsy sarotiny 4  Mora anaovan-javatra, mora sitrana raha maratra: Moraim-pery izy [1.1]5  tsy sarotiny, malemy fanahy [1.13]
Explanations in French  6  bénin, obligeant, bonasse, docile, qui s'adapte facilement [1.13]
Other spellings  7  morainy
Proverbs  8  Proverbs containing the word moraina

Anagrams  9  amarino, amirano, amorina, armonia, mairona, manoira, manoria, maorina, maroina, mianora, miraona, moraina, moriana, moriaña

Updated on 2023/01/20