Entry monja
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Ihany, saingy tsy fiteny afa-tsy raha misy filazana isan-javatra na isan' olona: Mpianatra telo monja no tonga androany (fa tsy fiteny ny hoe "Ikoto monja no tonga") ~ Trondro dimy monja no azoko nandritra ny andro [1.1]
Explanations in English Only, just [1.7]
Explanations in French Seulement, tout juste [1.8]

Anagrams 

Updated on 2022/05/02