Entry |
mololo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tahom-bary avy nojinjaina sy novelezina: Sady atao hanin' omby no lafika atoriany ny mololo. [1.1]
|
Explanations in English | A rice-straw [1.7]
|
Explanations in French | Paille du riz coupé et battu [1.3]
|
| Paille de riz [1.8]
|
| Paille de riz quand il a été moissonné et battu ; sert d'aliment pour le bétail. [1.196]
|
Examples |
1 | Tsy avy amin' ny mololo sy ny zezika izany e.
[2.470]
|
2 | Tao avaratr' ilay trano nifatorany, dia nisy trano tany tsy nitafo ravarava, ivaiva, feno mololo.
[2.649]
|
|
Vocabulary |
Compound words |
|
Proverbs |
|