Entry (1/2) | 1 mody mandry |
Elementary words | 2 mody, mandry |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa |
Explanations in English |
5 [1.2#454] to go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before |
Explanations in French |
6 [1.3#456] coucher une nuit en voyage |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 10 mody mandry |
Elementary words | 11 mody, mandry |
Part of speech | 12 locution |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1#750] enti-milaza ny olona maty |
Explanations in English |
14 [1.2#454, 1.7] to die |
Explanations in French |
15 [1.3#456, 1.8, 1.5#217] mourir |
Examples |
16 Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa [2.558] 17 Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [2.587] 18 Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [2.296#29] |
Morphology |
|
Other spellings | 22 modimandry |
Anagrams | 23 modimandry, mody mandry, modymandry |
Updated on 2023/04/16 |