Entry mody mandry (ody, andry)
Part of speech expression
Malagasy definition tafandry lalana, izany hoe mandry eo amin' ny tanàna iray fa mbola ho any amin' ny tanàna hafa [Rajemisa 1985]
English definition to go to a place for the purpose of doing some business and to sleep there or somewhere near the day before [Richardson 1885]
French definition coucher une nuit en voyage [Abinal 1888]
Morphology 
mody mandry
nody mandry
hody mandry

Entry mody mandry (ody, andry)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza ny olona maty [Rajemisa 1985]
English definition to die [Richardson 1885, Hallanger 1973]
French definition mourir [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
mody mandry
nody mandry
hody mandry
Other spellings 
Examples 
1Ny mody mandry sy ny mitampody : ny mody mandry misimisy kokoa [Rinara 1974]
2Mbola tsy tapitra tafavoaka izy rehetra dia lasa nody mandry ilay lahi-antitra [Rasamuel: Manjakadoria]
3Ahoana moa hoy Andrianampoinimerina, fony izy hody mandry ka nanao fara jery an' ilay silaky ny ainy [Rahajarizafy: Filozofia]

2019/04/17