Entry môderina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Araka ny toetr'andro [1.13]
Explanations in French Moderne [1.13]
Examples 
1Lafo vidy ny kilalao moderina; [2.445]
2Misy fanafody moderina vitsivitsy izay manan-danja tokoa ary afaka mamonjy aina. [2.424]
Compound words 
Origin French: moderne.

Anagrams 

Updated on 2023/10/18