Entry modely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Marika: Ireto ny sary hatao modely
Fakan-tahaka, fakana ohatra, fianarana: Izany lehilahy izany no tokony ho modelintsika [1.1]
Explanations in English A model [1.7]
Explanations in French Modèle [1.8]
Examples Modely nasehon'ny Tompo an'i Moizy no nanaovany azy. [2.996]
Compound words 
Origin French: modèle.

Updated on 2020/07/31