Entry modely
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Marika: Ireto ny sary hatao modely
¶ Fakan-tahaka, fakana ohatra, fianarana: Izany lehilahy izany no tokony ho modelintsika [Rajemisa 1985]
Explanations in English a model [Hallanger 1973]
Explanations in French modèle [Hallanger 1974]
Origin French: modèle.
Examples Modely nasehon'ny Tompo an'i Moizy no nanaovany azy. [Baiboly: 4:008:004/Fanisana 8:4..]

Updated on 2020/07/31