Entry | moana | |||
Part of speech | adjective | |||
Malagasy definition | Enti-milaza olona tsy afaka miteny, tsy mamoa-peo hiteny: Tsy moana hatrany an-kibon-dreniny akory izy fa nisy loza tampoka nahazo azy ka veriny tamin' izay ny fitenenana ¶ Tsy mamaly, tsy miteny tsy mivolana: Nanontaniana izy, nefa tsy niloa-peo fa moana fotsiny tao [Rajemisa 1985] | |||
English translation | mute; dumb, unable to speak [Hallanger 1973] | |||
French translation | muet [Hallanger 1974] | |||
Vocabulary | Health | |||
Derivations |
| |||
Quotes | Proverbs containing the word moana | |||
Articles | Randzavola: moana ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |