| Entry (1/2) | 1 mivorovoro |
| Root | 2 vorovoro |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mikorontana, misafotofoto, misaritaka, misavorovoro: Mivorovoro ny zavatra rehetra ato an-trano izany
[1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 8 mivorovoro |
| Root | 9 vorovoro |
| Part of speech | 10 active verb |
| Explanations in Malagasy |
11 [Antambahoaka] tafavory tsy nampoizina
[1.78] |
| Updated on 2026/02/04 |
|