Entry mivoraka (voraka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy mifintina tamin' ny toerany fa miboraka raraka any ivelany: Mivoraka ity entana ity fa fatory tsara
Mitresaka, mitriatriatra: Mivoraka ny bainga vonton-drano
Miveraka: Mivoraka ny ovinareo izany
Matavy be, vondraka: Mivoraka ity kisoa ity [1.1]
  [Bezanozano] [ mivôraka ] Matavy [1.78]
Morphology 
Present : mivoraka
Past : nivoraka
Future : hivoraka

Anagrams 

Updated on 2023/01/20